bmm_eph_text_reg/02/04.txt

1 line
560 B
Plaintext

\v 4 Saingy manan-karegna famindram-po Andriamanitra noho ilay fitiavagny lehibe izay nitiavany antsika. \v 5 Tamintsika mbôla maty takô anatin'ny fahadisoagna, de novelominy niaraka tamin'i Kristy_tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré. \v 6 Niara-natsangan'andriamanitra antsika, ké niara-napetragny takô an-dagnitra akô amin'i Kristy Jesosy,\v 7 mbô afahagny mampiseho antsika amin`ny vananim-potoagna ho avy ny havintesan`ny hariagnan`ny fahasovany izay tsy azo refesigna amboakany amin`ny hatsaram-pagnahiny amintsika akô amin`i Kristy Jesosy.