\v 15 Noho izegny atony izegny, letrin'ny naharenesako ny finoanaré ny Tompo Jesosy ary ny fitiavanaré iré ôlo-masigny jiaby, \v 16 de tsy nitsahatra ny nisaotra an'Andriamanitra zaho noho ny aminaré ké tsaroàko am-bavaka anaré.