bmm_eph_text_reg/01/13.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 13 Takô amin'i Kristy, anaré kôa, kôfa naharegny ny tenin'ny fahamarinagna, de ny filazantsaran'ny famonjegna anaré, de nino Ananjy anaré ké votomboka tamin'ilay fanahy masigna nampanantinaigna, \v 14 izay antoka ho an'ny lôvantsika mandra-mpahazoantsika tanteraka izegny, ho fideragna ny voninahiny.