1 line
357 B
Plaintext
1 line
357 B
Plaintext
\v 20 Fô tsy izegny no fômba niarahanaré ny mômban'i Kristy. \v 21 Inoàka fô naregny ny mômba Ananjy anaré, ary nampianarigny takô aminanjy, satrià ny fahamarignana de akô amin'i Jesosy. \v 22 Nampianarigny anaré mbô hagnary ny fômba fiaignanaré talôha, mbô hagnary ny toetra talôha. Lay toetra talôha zay simba nohon'ny fitaky ny filany. |