1 line
389 B
Plaintext
1 line
389 B
Plaintext
\v 8 Fô tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré tamin'ny alalan'ny finoagna, ké tsy avy aminaré izégny, fô fagnomezan'andriamanitra. \v 9 Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hisy hirehatreha. \v 10 Fô asan'Andriamanitra antsika, noforonina takô amin'i Kristy Jesosy mbô hagnano asa izay fandaharan'andriamanitra efa éla ho antsika, mbô handehanantsika akô aminjaré. |