bmm_eph_text_reg/04/01.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 1 Noho izégny, amin'ny maha gadra ho an'ny Tompo anahy, de mamporisika anaré mbô handeha am-pamendrehagna amin'ny antso zay nagnantsôvagna anaré. \v 2 Mamporisika anaré zaho mbô hanagna fanitren-tegna lehibe sy fahatsoragna ary faharetagna, mifandefitra amin'ny fitiavagna. \v 3 Magnanôva zay faran'ny herinaré mbô hitahirizagna ny firaisan'ny fanahy amin'ny fatôran'ny fihavanagna.