1 line
314 B
Plaintext
1 line
314 B
Plaintext
\v 10 Nampahafantarigna tamin'ny fiangonana izégny fandaharagna izegny mbô hahatônga iré mpanapaka sy iré magnam-pahifagna agny an-dagnitry hahafantatra ny toeragna maron'ny fahendren'Andriamanitra. \v 11 Niseho karaha ny fandaharagna mandrakizay zay tantérany takô amin'ny Kristy Jesosy Tompontsika izegny. |