bmm_eph_text_reg/01/03.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 3 Deraina ané ny Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Krisity Tompontsika, izay nitahy antsika takô amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-pagnahy jiaby avy akagny andagnitra akô amin'i Kristy. \v 4 Andriamanitra nifidy antsika takô aminanjy letrin'ny fiantombôhan'izao tontôlo izao, mbô ho masigna sy tsy manan-tsigny aké agnatrehany antsika.