bmm_eph_text_reg/06/23.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 23 Fiadanagna ho aminaré rahalahy, ary ny fitiavana miaraka amin'ny finoagna avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy. \v 24 Ny fahasoavagna ane ho amin'izay jiaby tià an'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny fitiavana tsy maty mandrakizay.