bmm_eph_text_reg/06/21.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 21 Tikiko lay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky akô amin'ny Tompo, no hampahafantatra anaré ny raha jiaby, mbô hahalalanaré zay ataoko. \v 22 Nasaiko taminaré izy noho io tanjona io indrindra, mbô hahafantaranaré iré raha mômba anay, ké mbô afahany mampahery ny fônaré.