bmm_eph_text_reg/06/19.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 19 Ké mivavaha ho anahy, mbô hisy hafatra hamiagna anahy kôfa manôkatra ny vavako zaho. Mivavaha mbô afahako mampahafantatra amin'ny fahasahiagna ny fahamarinagna mivony mômban'ny filazantsara. \v 20 Ho an'ny filazantsara no maha-ambasadaoro voafatotra amin'ny gadra anahy, mbô afahako magnambara izegny am-pahasahiagna, kô tsy maintsy hikoragna zaho.