bmm_eph_text_reg/06/17.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 17 Ké raiso ny aro-lôhan'ny famonjegna sy ny sabatry ny fanahy, zay tenin'Andriamanitra. \v 18 Amin'ny vavaka sy fangatahana jiaby, de mivavaha amin'ny fanahy amin'ny fotoagna jiaby. amin'izegny fômba fisainagna izegny, de miambena hatragny amin'ny faharetagna jiaby, kô manolotra vavaka ho an'ire ôlomasign'Andriamanitra ianaré.