bmm_eph_text_reg/06/14.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 14 Mijoroà, noho izagny, kôfa avy nagnano ny fehikibon'ny fahamarinagna sy ny fiarovan-tratran'ny fahitsiagna anaré. \v 15 Ké karaha ny kiraro ho an'ny tongotraré, de hapitaho ny fahavononagna hitory ny filazantsaran'ny fihavanagna. \v 16 Amin'ny toe-javatra jiaby de raiso ny ampingan'ny finoagna, zay afahanaré manohitra iré zana-tsipika mirehitr'afon'ilay ratsy.