bmm_eph_text_reg/06/12.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 12 Fô ny adintsika de tsy manohitra ny nofo sy ny rà. Fô ndraika, manohitra ny fanjakagna sy ny fahefagna ara-panahy sy iré mpanapaky ny fanjakan'ny fahamaizignan-dratsy, manohitra iré fanahy ratsy agny amin'ny fitoeran-dagnitra. \v 13 Noho izegny itafio ny fiadagnan'Andriamanitra jiaby, mbô ahafahanaré mijoro aminjô andron'ny ratsy zao, ary kôfa vitanaré ny raha jiaby, de hahatohitra ianaré.