bmm_eph_text_reg/06/05.txt

1 line
637 B
Plaintext

\v 5 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponaré atô an-tany amin'ny haja ambôny sy fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônaré. \v 6 Mankatoava ananjy iré karaha ny hankatoavanaré an'i Kristy. Mankatoava tsy aké imason'ny tomponaré foagna mbô hankasitrahan-jaré ré. Fô ndraika, mankatoava karaha ny mapanompon'i Kristy, zay magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fônaré jiaby. \v 7 Manompoa amin'ny fônaré jiaby, karaha ny hoe manompo ny Tompo anaré fô tsy ôlogna, \v 8 satrià haintsika fô na ino na ino asa tsara atôn'ny ôlogna tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na ôlon'afaka.