bmm_eph_text_reg/05/25.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 25 Ry lalahy, tiava ny vadinaré, karaha ny tiavan'i Kristy ny fiangonagna sy nagnomezany ananjy ny agnany. \v 26 Nanolotra ny tegnany ho an'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigna ananjy, tamin'ny fahadiovagna ananjy tamin'ny rano fanasagna amin'ny teny, \v 27 mbô afahany mampiseho ananjy ho be voninahitra aké aminanjy, tsy misy pentigna na kentrogna na raha karanjegny, fô masina sady tsisy diso.