bmm_eph_text_reg/05/18.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 18 Ké aza magnano mamon'ny divay, fô mitondra agny amin'ny fahasimban-toetra izegny. Fô ndraiky, ôka ho fenon'ny Fagnahy Masigna, \v 19 mifampizakà aminaré samy anaré amin'ny salamo sy fihiragna ary hiram-panahy, mihirà ké mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fonaré jiaby. \v 20 Misaora mandrakariva amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ho an'Andriamanitra ilay Ray, \v 21 mifanolora tégna amim-pagnajagna ho an'i Kristy.