bmm_eph_text_reg/05/15.txt

1 line
226 B
Plaintext

\v 15 Mitandrema amin'ny fômba fianagna _ tsy karaha ny tsy hendry fô karaha ny hendry. \v 16 Ararôty ny fotoagna satrià zao andro zao de ratsy. \v 17 Noho izégny, aza midaladala, fô takary hoe ino no sitrapôn'ny Tompo.