bmm_eph_text_reg/05/13.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 13 Fô kôfa hazavain'ny fahazavagna ny raha araika, de lasa mibaribary. \v 14 Fô ny raha jiaby zay mibaribary de fahazavagna. Noho izégny de voalaza hoe: ''Mifohaza, anà mandry, ké mitsangàna amin'ny toeran'ny naty, de hamiratra aminà Kristy.''