bmm_eph_text_reg/05/08.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 8 Fô maizigna anaré fahiny, fô zao anaré de fahazavagna akô amin'ny Tompo. Mandihana karaha ny zanaky ny mazava, \v 9 (fô ny vokatry ny fahazavagna de akô amin'ny fahatsaragna jiaby, fahitsiagna, sy fahamarignana). \v 10 Ké tadiava zay mahafinaritra ny Tompo. \v 11 Aza mikambagna amin'iré asa tsy mamokatry ny haizigna, fô ampiharihario kosa iré. \v 12 Fô mahamegnatra na de ny manognona iré raha atônjaré ré agny amin'ny miafigna aza.