bmm_eph_text_reg/05/05.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 5 Fô afaka mahazo antoka ny aminjô anarè, fô tsy hisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigna _ izegny hoe, mpanompo sampy _ managna lova akô amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra. \v 6 Oka tsy hisy hamitaka anaré amin'ny teny foana, satrià noho iré raha iré de tônga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatezeran'Andriamanitra. \v 7 Noho izegny, aza mikambagna aminanjy iré.