bmm_eph_text_reg/05/01.txt

1 line
274 B
Plaintext

\c 5 \v 1 Nôho izégny ôko mbô ho mpangala tahaka an'Andriamanitra, karaha ny zanaka malala. \v 2 Ké mandihana amin'ny fitiavagna, karaha ny nitiavan'i Kristy atsika foagna koà sy nagnomezagny ny tegnany ho atsika, fanatitra manim-pofona sy sorogna ho an'Andriamanitra.