bmm_eph_text_reg/03/14.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 14 Noho izégny de mandohalika aké agnatrehan'ny Ray zaho, \v 15 zay nagnamià anaragna ny fianakaviagna jiaby agny an-danitry sy aké an-tany. \v 16 Mivavaka zaho mbô hagnamiazagny anaré, karaha ny hariagnan'ny voninahitrany, mbô hatanjaka amin-kery amin'ny alalan'ny fanahy Masina, zay akô aminaré.