bmm_eph_text_reg/04/28.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 28 Zay nangalatra de tsy tôkony hangalatra intsony. Tsy maintsy miasa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mbô hanagnany raha ho zaraigna ho an'iré akô agnatin'ny tsy fahampiagna. \v 29 Aza avéla hisy teny maloto hivoàka avy amin'ny vavanaré. Mampiasà teny zay ilaigna amin'ny fagnorenagna ny hafa, karaha zay ilain-jaré ré, mbô tégna hagnampy iré zay mitandregny anadré ny teninaré. \v 30 Ké aza mampalahelo ny fanahy masin'Andriamantra, fô avy aminanjy no nagnanôvagna tombo-kase anaré ho amin'ny andron'ny fagnavôtagna.