bmm_eph_text_reg/04/17.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 17 Noho izégny, de mivôlagna sy magnindry mafy izegny akô amin'ny Tompo zaho, mbô tsy hiaigna karaha ny Jentilisa intsony anaré, amin'ny fahafoagnan'ny fisaignanjaré ré. \v 18 Maizigna ny fahalalanjaré ré, tafasaraka amin'ny fiaignan'Andriamanitra nohon'ny tsy fahalalagna akô aminjaré ré, nohon'ny fahamafisam-pônjaré ré. \v 19 Tsy mahalala megnatra zaré ré ké nanolotra ny tegnanjaré ré ho amin'ny filan'ny nofo, kè manoy magnano zao karazam-pahalotoagna jiaby zao.