bmm_eph_text_reg/04/07.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 7 Atsika tsiraikaraika avy de namigna fahasoavagna karaha ny habiazan'ny fagnonezan'i Kristy. \v 8 Karaha ny tenin'ny Sôratra Masigna izégny hoe: ''Kôfa nakatra tagny amin'ny avo Izy, de nitôndra iré babo ho amin'ny fahababoagna, ké nanôlotra fagnomezagna ho an'ny fôkon'ôlogno Izy.''