bmm_eph_text_reg/03/08.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 8 Namiàn'Andriamanitra anahy izégny fanomezagna izégny, na de zaho aza no farany hely indrindra amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra. Izegny anomezagna izégny de ny mbô hitoriako amin'iré Jentilisa ny filazantsaran'ny herin'i Kristy sarotro katsahina. \v 9 Ny fanomezam-pahasoavan'Andriamanitra ho anahy de ny hitôndra fagnazavana amin'ny ôlo-jiaby ny fandaharan'Andriamanitra, io fandaharana io de navonin'Andriamanitra, lay nahavoaray ny raha jiaby, nandry ny taogno maro talôha.