\c 3 \v 1 Noho izégny, zaho Paoly, de gadran'i Kristy Jesosy ho anaré Jentilisa. \v 2 Ataoko fô naharegny ny fitantanagna ny fahasoavan'Andriamanitra zay namiagna anahy ho anaré anaré.