1 line
368 B
Plaintext
1 line
368 B
Plaintext
\v 6 Izégny marigna mivony izégny de mivôlagna fô irè Jentilisa de mpiara-mandôva, sy mpiara miombogna amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantignàna akô amin'ni Kkristy Jesosy amin'ny alalan'ny filazantsara zaré ré. \v 7 Fô lasa mpanompn'izégny filazantsara izegny zaho tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra namiagna anahy tamin'ny alalan'ny fiasan'ny heriny. |