bmm_eph_text_reg/01/17.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 17 Mivavaka zaho mbô ny Andriamanitr'i Jesosy Krisity Tompontsika, ilay Rain'ny vogninahitra, hanamia anaré ny fagnahin'ny fahindregna sy fanambaragna amin'ny fahalalagna Ananjy. \v 18 Mivavaka zaho mbô hanazavagna ny mason'ny fônaré,mbô hahafantaranaré ny toky izay niantsogny anaré sy ny herin'ny voninahitry ny lôvany aké amin'iré ôlo-masin'andriamanitra jiaby