bmm_eph_text_reg/01/01.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 1 Paoly, apostolin'i Jesosy Krisity araka ny sitrapôn'Andriamanitra, ho amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra agny Efesosy, izay mahatoky akô amin'i Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarihagna : Misy fandikagna sanany manala ny hoe: ''Ao Efesosy'' saigy mety akô amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny vôalôhagny izegny. ] Ho aminaré ny fahasoavagna ndraiky fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Krisity Tompo.