1 line
295 B
Plaintext
1 line
295 B
Plaintext
\v 7 Atsika tsiraikaraika avy de namigna fahasoavagna karaha ny habiazan'ny fagnonezan'i Kristy. \v 8 Karaha ny tenin'ny Sôratra Masina izégny hoe: ''Kôfa nakatra tagny amin'ny avo Izy, de nitôndra iré babo ho amin'ny fahababoagna, ké nanôlotra fagnomezagna ho an'ny fôkon'ôlogno Izy.'' |