bmm_eph_text_reg/03/03.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 3 Manôratra karaha ny fagnambana nampahafantarigna anahy zaho. Izégny no marigna mivony mômba izay nosoratako fohifohika taminaré. \v 4 Kôfa makagny zégny anré, de ho afaka ny hahazo ny fômba fahazoàko izégny marigna mivony mômban'i Kristy izégny. \v 5 Tamin'irè taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'ôlombelogno izégny marigna izegny. Fô avaizo ndraiky izégnyde nambara tamin'ny alalan'ny fanahy tamin'iré Apostoly sy iré mpaminanyzay voatôkana ho amin'itô asa itô.