bmm_eph_text_reg/02/17.txt

1 line
228 B
Plaintext

\v 17 Fô tônga Jesosy ké nitory fihavanagna ho anaré zay lavitry ary fiahavanagna ho an'iré zay marigny. \v 18 Fô amin'ny alalan'i Jesosy no hanagnantsika roa tonta fifandraisagna amin'ny fanahy raika makagny amin'ny Ray.