1 line
298 B
Plaintext
1 line
298 B
Plaintext
\v 5 Andriamanitra de nisafidy antsika mialôha ho amin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alaln'i Jesosy Krisity, araka ny sitrapôny. \v 6 Ny fananganagna antsika de mitôndra amin'ny fideragna ny fahasoavagny be vogninahitra izay namiany antsika maimaimpoagna takô amin'ilay Araiky izay tiagny. |