bmm_eph_text_reg/05/22.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 22 Ry viavy, magneke ny vadinaré, karaha ny amin'ny Tompo. \v 23 Fô ny lalahy no lôhan'ny viavy karaha an'i Kristy kôa lôhan'ny fiangonagna, ké Kristy tegnany no mpamonjy. \v 24 Fô karaha ny hagniken'ny fiangonagna an'i Kristy, de karaha izegny kôa no tôkony hagneken'ny viavy ny vadiny amin'ny raha jiaby.