bmm_eph_text_reg/04/31.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 31 Ialaha ny lôlom-pô jiaby, haromotagna, ny havigniragna, ny fifaliàgna, ké ny fifampitenenan-dratsy, miaraka amin'iré karazan'asa ratsy jiaby. \v 32 Managna fahalemem-panahy amin'ny tsiaraikiaraiky avy, fahatsôram-pô, mifaméla heloko, karany nagnamélan'Andriamanitra anandré takô amin'i Kristy.