bmm_eph_text_reg/04/25.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 25 Noho izegny, ialà ny lainga, ké ôko ny tsiaraikiaraiky aminaré hifampilaza ny marigna amin'ny namany, sarià samy isan'ny rantsan'ny jiaby atsika. \v 26 Mivignira fô aza manoto. Aza avela ho tratrin'ny masoandro mody ny havigniranarè. \v 27 Aza magnamià hirika ho an'ny devoly.