bmm_eph_text_reg/04/04.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 4 Araika foagna ny vatagna ké araika foagna ny Fagnahy, karaha ny niantsoagna anaré takô amin'ny fanatinagnan'ny fiantsoagna anaré araika foagna koà. \v 5 Ké araika foagna ny Tompo, raika ny finoagna, ary ny batisa, \v 6 ké arika foagna Andriamanitra sy ny Rain'ny jiaby, zay ambônin'ny raha jiaby ké amin'ny alalan'ny raha jiaby sy akô amin'ny raha jiaby.