bmm_eph_text_reg/03/17.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 17 Mivavaka zaho mbô hitoetra akô am-pônaré amin'ny finoagna Kristy, mbô hifôtotro sy hiorigna akô amin'ny fitiavagny anaré. \v 18 Hahazo hery ane anaré kè ho afa-mahatakatra, miaraka amin'iré mpino jiaby, ny sakany, ny handavany, ny hambôsany, ary ny halalignany, \v 19 ké mbô hafantatra ny fitiavan'i Kristy, zay miàtra ny fahalalagna jiaby, ké mbô ho fenon'ny fahafinoàn'Andriamanitra jiaby anaré.