bmm_eph_text_reg/03/06.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 6 Izégny marigna mivony izégny de mivôlagna fô irè Jentilisa de mpiara-mandôva, sy mpiara miombogna amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantignàna akô amin'i Kristy Jesosy amin'ny alalan'ny filazantsara zaré ré. \v 7 Fô lasa mpanompon'izégny filazantsara izegny zaho tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra namiagna anahy tamin'ny alalan'ny fiasan'ny heriny.