bmm_eph_text_reg/03/03.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 3 Manôratra karaha ny fagnambarana nampahafantarigna anahy zaho. Izégny no marigna mivony mômba izay nosoratako fohifohika taminaré. \v 4 Kôfa mamaky zégny anré, de ho afaka ny hahazo ny fômba fahazoàko izégny marigna mivony mômban'i Kristy izégny. \v 5 Tamin'irè taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'ôlombelogno izégny marigna izegny. Fô avaizo ndraiky izégny de nambara tamin'ny alalan'ny fagnahy tamin'iré Apostoly sy iré mpaminany zay voatôkana ho amin'itô asa itô.