bmm_eph_text_reg/02/19.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 19 Noho izégny, tsy vahiny sy mpivahiny itsony anarè Jentilisa amin-jô. Fô vô maika aza mpiray firenegna miaraka amin'iré zay ôlo-masin'Andriamanitra. \v 20 Efa namboarigna také amin'ny fôtotro fagnorenan'iré apostoly sy iré mpaminany anaré, ké Kristy Jesosy mihintsy no vato fehizoro. \v 21 Akô Aminanjy no hitambaran'ny fagnorenagna jiaby ké hitomboàny karaha ny tempoly akô amin'ny Tompo. \v 22 Akô Aminanjy foagna no hananganagna anaré miaraka ho fitoheragna ho an'Andriamanitra akô amin'ny Fagnahy.