bmm_eph_text_reg/02/17.txt

1 line
228 B
Plaintext

\v 17 Fô tônga Jesosy ké nitory fihavanagna ho anaré zay lavitry ary fihavanagna ho an'iré zay marigny. \v 18 Fô amin'ny alalan'i Jesosy no hanagnantsika roa tonta fifandraisagna amin'ny Fagnahy raika makagny amin'ny Ray.