bmm_eph_text_reg/02/11.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 11 Noho izegny tadidio fô Jentilisa takô amin'ny nôfo anaré talôha. Anaré de antsovina hoe ''voafôra'' akô amin'ny nôfo nataon'ny tanan'ôlombelogno. \v 12 Satrià mbôla tafasaraka tamin'i Kristy anaré tamin'izegny fotogna izegny. Mpivahiny anaré také amin'ny vahôkan'ny Israely. Ké vahiny tamin'ny fampagnantenana ianareo. Tsy mbola nanana fanantegnana ny amin'ny ho avy ianareo. Ké tsy niaraka tamin'Andriamanitra ianareo také amin'izô tontolo izô.