bmm_eph_text_reg/02/04.txt

1 line
558 B
Plaintext

\v 4 Saingy manan-karegna famindram-po Andriamanitra noho ilay fitiavagny lehibe izay nitiavany antsika. \v 5 Tamintsika mbôla maty takô anatin'ny fahadisoagna, de novelominy niaraka tamin'i Kristy_tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré. \v 6 Niara-natsangan'Andriamanitra antsika, ké niara-napetragny takô an-dagnitra akô amin'i Kristy Jesosy, \v 7 mbô afahagny mampiseho antsika amin'ny vanim-potoagna ho avy ny havintesan'ny hariagnan'ny fahasovany izay tsy azo refesigna amboakany amin'ny hatsaram-pagnahiny amintsika akô amin'i Kristy Jesosy.