bmm_eph_text_reg/01/19.txt

1 line
575 B
Plaintext

\v 19 Akô amin'ny fivavako de mangataka zaho mbô hahafantaranaré ny fihoaran'ny halehiben'ny heriny akô amintsika izay mino, araka ny fiasan'ny heriny lehibe. \v 20 Izegny hery izegny foagna no nampiasain'Andriamanitra takô amin'i Kristy kôfa natsangany tamin'ny maty Izy ké nambelany také an-tanagny ankavanagna tagny an-dagnitry. \v 21 Kristy de nambelany ho ambônin'ny lalàgna sy ny fahefagna mbôn'ny hery ndraiky fitsarana, ary ny anaragna jiaby izegny misy. Hanapaka Kristy, tsy ho aminjao vanim-potoagna zao foagna, fô ho amin'ny vanim-potoagna ho avy koà.