bmm_eph_text_reg/01/13.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 13 Takô amin'i Kristy, anaré kôa, kôfa naharegny ny tenin'ny fahamarinagna, de ny filazantsaran'ny famonjegna anaré, de nino Ananjy anaré ké votomboka tamin'ilay Fagnahy Masigna nampanantinaigna, \v 14 izay antoka ho an'ny lôvantsika mandra-mpahazoantsika tanteraka izegny, ho fideragna ny voninahiny.