\v 9 Anaré Tompo, magnanôva karaha iré raha iré foagna kôa amin'ny mpanomponaré. Aza mampiôrohôro ananjy iré. Fantatraré fô Izy zay sady Tomponaré no Tomponjaré ré de agny an-dagnitra ary tsisy fiangarana akô Aminanjy.