\v 31 Noho izegny antony izegny ny lalahy de handao ny babany ndraiky mamany ké hikambagna amin'ny vadiny, ké izy aroy de ho tônga nofo raika foagna.'' \v 32 Lehibe izegny fahamarignana mivony izegny _ fô zaho de mikoragna momban'i Kristy sy ny fiangonagna. \v 33 Kanefa, ny tsiraikaraika aminaré foagna kôa de tôkony ho tià ny vadiny avy karaha ny tegnany, ké ny viavy de tôkony hagnaja ny vadiny.